Entry | 1 mihandrohandro ny ranomaso |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1] |
Synonyms | 4 manganohano ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso |
Elementary words | 5 mihandrohandro, ranomaso |
Updated on 2023/06/19 |